|
|
|
|

Teny iditra 1  sanatriavina
Fototeny  2 sanatria
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Lavina mafy amin' ny filazana hoe "Sanatria"
9 Enti-milaza zavatra ratsy sambasambaina ho avy: Sanatriavina hoe ho faty ianao rahariva, inona no mba ataonao izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be considered unthinkable or unutterable [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on repousse [1.8]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe sanatriavina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20