| Teny iditra | 1 sanatria |
| Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Teny enti-milaza fandavana mafy dia mafy; na oviana na oviana, "tsia dia tsia": Izaho ve no hanao tsikombakomba? sanatria
5 Fady: Sanatria ahy ny hivarotra ny marina 6 Ohatrohatra, kanefa tsy irina velively ny hahatanterahan' izany: Sanatria, hono, na sanatria sanatria ka maty i dadabe [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 may it never be, God forbid !
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 que cela n'arrive pas, à Dieu ne plaise !
[1.8] |
| Ohatra |
9 Sanatria ahy izany, tompoko.
[2.499#]
10 Dia tsy hanaiky hamoy aina sanatria! [2.576#] |
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe sanatria |
| Fivaditsoratra | 12 asitrana, 13 itsarana, sanatria, 14 tsaraina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|