|
|
|
|

Teny iditra 1  sandana
Fototeny  2 sanda
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza ny zavatra anomezana sanda amin' ny fifanakalozana: Zavatra mitovy vidy ireo ifanakalozanareo ireo, ka raha sandanao ny anao, maty antoka ianao [1.1]
9 asiana sanda na fanampiny mba hahafeno azy [2.285#217]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04