Teny iditra (1/2) | 1 sanda |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] vola na zavatra omena ho fanampiny amin' ny takalo ifanaovana raha ohatra ka tsy mitovy vidy ireo zavatra roa ifanakalozana; tamby; amboniny: Inona no sanda homenao ahy raha hatakaloko an' iny satrokao efa tontatonta iny ity vao novidiko tsy tiako volo ity |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] valeur |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny sanda io |
Teny iditra (2/2) | 15 sanda |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.196] Saldinia proboscidea Hochr. (Rubiaceae) ; réf. Humbert 12159. La décoction amère des racines est administrée au cours des fièvres paludéennes. [Bara]
|
Voambolana |
18 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 20 dasan, sanda |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |