| Teny iditra | 1 sandohana |
| Fototeny | 2 sandoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Angalarina an-kafetsena, ihamboana ho an' ny tena nefa an' olona: Loza izany raha haratsian' izay olona fa nosandohany ny boky vao novidiko omalin' iny
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|