|
|
|
|

Teny iditra 1  sanganehana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  5 Sahiran-kevitra, tsy mahita izay hatao fa misalasala be ihany; feno fisalasalana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 hesitating to make a choice or decision [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qui hésite à faire un choix, à se décider [1.8]
Ohatra  8  sanganehana tsy mahita izay hataony I Terezy kely, mpira fandriana aminy. [2.470#86]
Mpanahaka  9  Sakodiavatra
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22