|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  sangasanga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza zavatra izay ny lohany na tandrony no tazana erỳ lavitra. [1.1]
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny sangasanga io

Teny iditra (2/3)9  sangasanga
Sokajin-teny  10  anarana
Voambolana  11  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  12  (petite crête ; de sanga : crête du coq ou d'un autre animal). Nom donné à diverses espèces ayant des fleurs rouges ou qu'on compare, pour d'autres raisons, à des crêtes d'oiseaux. Ce sont surtout : 13  Hydrostachys imbricata A. Juss. (Hydrostachyaceae) [Bezanozano] [1.196]14  Hyptis pectinata (L.) Poit. et Salvia coccinea Buc'hoz ex Etl. (Lamiaceae) [Merina] 15  Celosia cristata L. (Amaranthaceae). La « crête du coq », plante cultivée, décorative, introduite pour la décoration des jardins [Betsileo] [Sihanaka]
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)18  sangasanga
Sokajin-teny  19  anarana
Voambolana  20  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  21  Nom relevé anciennement par Rochon (déformation de tsangatsanga qui a un port érigé, dressé). Nom de plusieurs Cyperaceae dont les tiges sont employées en sparterie. Rochon écrit « jonc triangulaire, Papyrus » (p. 284 et 319). [Betsimisaraka+Tankarana] [1.196]

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/03