|
|
|
|

Teny iditra 1  saohana
Fototeny  2 saoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza ny akanjo ampiana saoka: Saohy iny akanjonao iny fa somary teritery eo amin' ny valahany [1.1]
Voambolana  9  Toe-karena: zaitra

Fivaditsoratra  10 anasaho, 11 asanaho, 12 haosana, saohana, 13 soahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04