Teny iditra | 1 saohana (saoka) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Voambolana |
3 Toe-karena: zaitra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza ny akanjo ampiana saoka: Saohy iny akanjonao iny fa somary teritery eo amin' ny valahany [1.1] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 anasaho, asanaho, haosana, saohana, soahana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |