|
|
|
|

Teny iditra 1  saozanina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  5 Farary, kely hery sy osa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 weak, feeble, recovering from an illness [1.2]
7 sickly, in poor health [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 maladif, chétif [1.8]
Ohatra  9  toa saozanina nefa matanjaka tsara ihany. [2.470#7]
10  Ny Alakamisy dia olona farary, saozanina, taizan' aretina. [1.381#]
Voambolana  11  Fahasalamana
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe saozanina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20