Teny iditra | saraka andro | |
Singan-teny | saraka ; andro | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny zaza izay tsy ampinonoina raha tsy hariva, tahaka ny zanak' omby na ny zanaka vehivavy miasa mandritra ny andro [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10 |