|
|
|
|

Teny iditra1  saraka andro
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza ny zaza izay tsy ampinonoina raha tsy hariva, tahaka ny zanak' omby na ny zanaka vehivavy miasa mandritra ny andro [1.1]
Singan-teny  4  saraka, andro

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10