Teny iditra | 1 saram-panafana |
Singan-teny | 2 sara, fanafana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 ny vola na zavatra vidin' ny fanafody nomena ny mpitsabo [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 prix des soins donnés par une matrone lors d'un accouchement [1.196] |
Tovy hevitra | 6 saram-panafody |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny saram-panafana io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |