Teny iditra sarambaben' olona (saramba, be, olona)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay Commun des mortels [1.66]
Ohatra Ny andriana sy ny sarambabenolona no mifidy ary rehefa voafidy ny Mpanjaka vaovao dia aseho ny vahoaka. [2.508]
Tovy hevitra ankamaroam-bahoaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31