|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  sarana
Fototeny  2 sara
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Andoavana: Sarana ohatrinona ny lakanao hitondra anay erỳ ampita erỳ
9 (mpanao fanafody) Karamaina: Nosarako roapolo ilay mpanotra ny tanako folako [1.1]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe sarana

Teny iditra (2/2) 11  sarana
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13 [Tankarana] (orthographié « saran » par Martin). Nom d'un champignon vénéneux de Diégo Suarez d'après l'Administration en chef Martin ; Journal Officiel de Madagascar, 15e année, n° 262 (16 Juin 1898), p. 1999 ; (sarana est le participe de sara, c'est peut être un nom magique). [1.196]
Voambolana  14  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  15 rasana, sarana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20