|
|
|
|

Teny iditra 1  sarandrana
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  12 Lamba lavalava ataon' ny lehilahy manodidina ny feny sy ny valahany [1.1]
13 [Bezanozano] salaka [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  14 longue toile que les hommes passent entre les jambes et autour des reins. Comme salaka. [1.3]
Ohatra  15  Ary lobaka mitsindry sarandrana no mendrika ho fanaony amy ny filaharana; [2.59#68]
Voambolana  16  Toe-karena: zaitra
Tovy hevitra  17 sadika, salaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22