Teny iditra saridinina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. sardine] Karazan-trondro madinika fahita amin' ny ranomasin' i Mediteranea, izay mivelona manao andiany miara-dia maro be. (Tehirizina amin' ny diloilo anaty boaty vifotsy ny sardinina ka tonga laoka matsiro fatratra) [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: sardine.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31