Teny iditra | sarimihetsika (sary, hetsika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Film: Sarimihetsika ilalaovan' i Fernandel (Un film où joue Fernandel) Cinéma [1.1] | |
Ohatra | Fa izao ndeha ho any an-trano hilaza amin-dry Dada; any no misakafo, dia ierao aminy aho hijery sarimihetsika isika amin' ny sivy.
[2.4] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |