| Teny iditra | 1 saritahina |
| Fototeny | 2 saritaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Korontanina, atao ambony ambany: Nosaritahin' ny ankizy ny entana rehetra tato an-trano
9 Fotofotoina tsy hita laniny: Nosaritahin' Ibalita ny kofehy 10 Roridriritina, ampijalina: Aza saritahinao toy izao izy [1.1] |
| Fivaditsoratra | 11 isitrahana, saritahina, 12 tsara ihany |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|