Teny iditra | saro-kenatra | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Olona menatra vetivety, mora tsy mahajery olona raha vao misy zavatra mikasika azy, mora menatra, mivoara-mena vetivety raha vao misy resaka na teny momba azy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Very bashful [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Timide, qui se déconcerte, rougit facilement [1.3] | |
Très timide par honte [1.8] | ||
[ sarokenatra ] Timide [1.13] | ||
Tovy hevitra | menamenatra | |
Singan-teny | sarotra ; henatra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18 |
![]() |