|
|
|
|

Teny iditra 1  saronana
Fototeny  2 sarona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asiana sarona na rakotra: Sarony ny vary sao mangatsiaka
9 Asiana lamba na zavatra hafa mba hanakonana azy: Mbola saronana aloha ny mpanao fampitaha vao aseho ho hitan' ny be sy ny maro
10 Tsy avela hiseho, afenina: Aza saronana ny tsara ataon' ny olona
11 Hodidinina: Nosaronan' ny miaramila ny fahavalo ka tratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to be covered [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 qu'on couvre [1.8]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21