Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : saronana
|
|
|
Ohabolana 1 | Izaho tsy mahalala akoho bevohoka, fa rehefa mikakaka izy saronako. [1.1]
Izaho tsy mahita izay akoho bevohoka, fa izay mikakakaka, saronako. [2.558 #104]
Izaho tsy mahita izay akoho bevohoka, fa raha mikakaka saronako. [2.415 #6227, 2.653 #1168]
|
Fanazavana malagasy | Ilazana ny zava-miseho ety ivelany, toy ny feo, izay mazana entina mitsara ny tena toe-javatra. [1.1]
|
Dikanteny frantsay | Je ne vois pas si une poule va avoir des poussins, mais quand son gloussement annonce qu' elle va pondre, je la couvre avec la corbeille. [2.415 #6227]
|
|
|
Ohabolana 2 | Tsy mety raha manao hoatry ny sinibe : ny loha saronana, fa ny tenabe mitanjaka. [2.415 #3080]
|
Dikanteny frantsay | Il n' est pas décent d' imiter la grande cruche à eau dont la tête seule est recouverte, alors que tout le reste du corps est nu. [2.415 #3080]
|
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui ne rougissent pas d' être nus. [2.415 #3080]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|