Teny iditra | saronana (sarona) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asiana sarona na rakotra: Sarony ny vary sao mangatsiaka Asiana lamba na zavatra hafa mba hanakonana azy: Mbola saronana aloha ny mpanao fampitaha vao aseho ho hitan' ny be sy ny maro Tsy avela hiseho, afenina: Aza saronana ny tsara ataon' ny olona Hodidinina: Nosaronan' ny miaramila ny fahavalo ka tratra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be covered [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on couvre [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny saronana io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |