|
|
|
|

Teny iditra1  sasao (sasa)
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana sasana
Ohatra  3  sasao ny tongotrao rehefa avy milalao [1.1]
4  sasao madio dia madio ny fery [2.48]
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Fivaditsoratra  6  asaso, asosa, sasao

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31