| Teny iditra | 1 sasa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
29 fanesorana ny loto, fanadioavana amin'ny rano.
30 Ozana, saingy io tsy fampiasa firy afa-tsy amin'ny tanana, tongotra, tava, vilany sy vilia. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
31 a washing
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
32 lavage
[1.5] 33 action de laver [1.8] |
| Ohatra |
34 Ary nony voa sasa madio ny aretina, dia atao ny fanafody amiandahy sy ravimpano;
[2.48#116]
|
| Fikambanana | 35 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe sasa |
| Teny nalaina | 36 Soratra misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17 |
|