|
|
|
|

Teny iditra1  sativa
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: espèce ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
4  Avena sativa  varintsoavaly
5  Cannabis sativa  ahibola, ahimanga, ahitsandriana, jea, jia, jiajia, mahogo, rongonilahy, rongony, soroma
6  Lactuca sativa  salady
7  Oryza sativa  akotrim-bary, akotry, angeka, boritika, botri-vaventy, fampitanana, kalila, karaokana, kelimidina, ketsa, kiriminy, kiritika, kofobare, lambam-bary, lantsidahy, loahambitro, maintisomotra, mazy, rojo, tsipala, vary

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/16