|
|
|
|

Teny iditra 1  satrohana
Fototeny  2 satroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asiana na ampanaovina satroka: Satrohy ny zaza fa migaingaina ny andro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be dressed with a hat, to be crowned [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 à qui (quoi) on met un chapeau; être couronné [1.8]

Fivaditsoratra  11 antsohara, 12 orantsaha, 13 rotsahana, satrohana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20