Teny iditra (1/4) | 1 sehatra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tojo, sendra: Sehatra ny matanjaka noho izy Rakoto ka nanaiky. |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/4) | 8 sehatra |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] Toerana voafefy voatokana handihizana: Halalaho ny sehatra! Toeram-pisehoana eo anatrehan' olona maro: Aza menatra miseho sehatra 11 [1.13] toerana malalaka ivoriana na ilalaovana |
Fanazavàna teny anglisy |
12 [1.7] a stage; the theater |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.8] estrade; le théâtre 14 [1.13] lieu de rencontre |
Ohatra |
15 Dia miditra sehatra ny Mpamaky kabary. [2.245#94] |
Mpanahaka | 16 banja, kianja |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/4) | 19 sehatra |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
21 [1.78] [Bezanozano]
rihana amin'ny trano 22 [1.78] [Sihanaka] karazana valindrihana fametrahana entana |
Teny iditra (4/4) | 23 sehatra |
Sokajin-teny | 24 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
25 [1.196] (de sehatra : barrière ou palissade entourant les villages autrefois) Nom donné à plusieurs arbres dont le bois servait à construire ces palissades. [Sakalava]
|
Voambolana |
26 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 27 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |