Teny iditra | sehotra | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Maika te hanao zavatra, liana:
Sehotra erỳ ny anao hanala fanadinana kanefa tsy niomana firy akory [1.1] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | herotsa, sehotra, tresaho |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |