|
|
|
|

Teny iditra 1  sendoatra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihoatra ny antonony; tafahoatra ny mety; tsy ara-drariny
5 Tezitra misafoaka: Mora sendoatra loatra Rangahy iny ka sarotra iraisamonina. [1.1]
Tsipelina hafa  6 sendaotra

Fivaditsoratra  7 sendaotra, sendoatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04