|
|
|
|

Teny iditra 1  sendrasendraina
Fototeny  2 sendrasendra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Vinavinaina ara-keviny: Moa ve azo sendrasendraina fa ho avy ny zokinao
9 Enti-milaza akoholahy iray izay asiana akoholahy hafa eo anoloany mba hitsapana raha te hiady izy: Aza sendrasendraindRangahy ny akoholahiko [1.1]

Fivaditsoratra  10 isendrasendrana, sendrasendraina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20