| Teny iditra (1/2) | 1 seranana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Toerana natokana hitodiana sy hiaingan' ny sambo; fitodian-tsambo
6 Fiantsonan' ny mpandeha amin' ny fiara samihafa: Seranam-piaramanidina [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a port of entry
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 port d'entrée
[1.8] |
| Ohatra |
9 Ny seranana nanondranana ny olona ho andevo.
[2.508#]
10 Samy antony nahatonga an' i Toamasina ho seranana lehibe avokoa izany. [2.445#] |
| Tovy hevitra | 11 fiantsonana, fitodiana |
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how seranana |
| Teny iditra (2/2) | 13 seranana |
| Fototeny | 14 serana |
| Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
20 Lalovana eo anoloana: Tsy tokony hoseranina ny zokiolona
21 Hanina (fiteny amin' ny fanorona rehefa mipaika ka mihinana avy eo an-daka no midina eo anoloana) [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 Devant quoi on fait passer rapidement, qu'on effleure
23 ( pion ) qu’on avance obliquement au jeu du Fanorona [1.3#599] |
| Tovy hevitra | 24 seranina |
| Fivaditsoratra | 25 Sennaara, seranana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|