Teny iditra | 1 fitodiana |
Fototeny | 2 tody |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fahatongavana an-tseranana: Amin' ny dimy maraina ny fitodian' ny sambo [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a harbor; an airport [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 port, havre; aéroport [1.8] |
Ohatra |
7 Nony tonga teo amin' ny fitodiana teo amoron' i Manampatra izy, dia nijanona. [2.499#] 8 Efa-bolana sy tapany eo ho eo no naharetan' ny dia an-tsambo sitimo hatreo Toamasina mankany Bordeaux na ny miverina, raha tsy mijanonjanona ela loatra amin' ny fitodiana. [2.366#] |
Voambolana |
9 Fifamoivoizan-tsambo |
Tovy hevitra | 10 fiantsonana, seranana |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/24 |