|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  serasera
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  6  Fandalovana mivezivezy eo anoloan' olona; fandalondalovana matetika eo anoloan' olona; fifamangiana matetika. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7  Action d’aller et de venir en passant devant quelqu’un [1.3#599]
8  faire aller et venir un objet devant les yeux de quelqu'un [1.196]
Ohatra  9  Ianareo avy amin' ny haino aman-jery sy serasera samihafa. [1.368#]

Teny iditra (2/2)10  serasera
Sokajin-teny  11  anarana
Voambolana  12  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  13  Nom donné à diverses Cyperaceae d'après Dandouau. Le nom malgache fait allusion à leurs anthèles qui passent et repassent devant les yeux du chasseur lorsqu'il s'embusque au bord d'un marais. Surtout Pycreus ferrugineus (Poir.) C.B. Clarke, Pycreus mundtii Nees, Cyperus haspan L., Cyperus aequalis Vahl et Cyperus flabelliformis Rottb. (Cyperaceae). [Betsimisaraka] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  16  resaresa, serasera

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/09