Teny iditra seriserena (serisery (sery))
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay Enrhumé du cerveau [1.3]
Ohatra Izaho no manavao tany kely angaha, tamin' ny hatsiaka, ka somary seriserena kely teo ho eo. [2.332]
Voambolana 
Tovy hevitra serena

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22