|
|
|
|

Teny iditra 1  serisery
Fototeny  2 sery
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Ohatra  6  Niantra azy ireo ny kohaka sy serisery mpahazo azy ireo fahiny. [2.470#]
7  Lasa tsy nampoimpoizina, fa ilay serisery sy fanavinavina mpahazo isan' andro no nanjary singotry. [2.347#72]
Voambolana  8  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20