| Teny iditra (1/2) | 1 sery |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Aretina mahatsentsintsentsina ny orona, dia mahabe ranon-delo (vaky ny sery) ary saika matetika miafara amin' ny kohaka
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a cold in the head
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 rhume
[1.54] 8 rhume de cerveau [1.8] |
| Ohatra |
9 Mararin' ny sery aho, tompokolahy.
[1.437#]
10 Izaho koa moa salama be izao, na izany sery sy kohaka izany aza tsy mba mpahazo ahy. [2.4#] |
| Voambolana | 11 Fahasalamana |
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe sery |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 14 sery |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 [Antesaka] mpandihy
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 17 resy, sery |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|