Teny iditra (1/2) | 1 sery |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Voambolana |
5 Fahasalamana |
Fanazavàna teny malagasy |
6 Aretina mahatsentsintsentsina ny orona, dia mahabe ranon-delo (vaky ny sery) ary saika matetika miafara amin' ny kohaka [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 a cold in the head [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 rhume [1.54] 9 rhume de cerveau [1.8] |
Ohatra |
10 Mararin' ny sery aho, tompokolahy. [1.437#] 11 Izaho koa moa salama be izao, na izany sery sy kohaka izany aza tsy mba mpahazo ahy. [2.4#] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny sery io |
Teny iditra (2/2) | 14 sery |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 mpandihy [Taisaka]
[1.78] |
Fivaditsoratra | 17 resy, sery |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14 |