|
|
|
|

Teny iditra 1  sesefana
Fototeny  2 sesika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampidiran-javatra betsaka izay atsofoka atao mifanizina: Nosesefanao kapoaka angaha ity ondana ity no malemilemy mahafinaritra toy izany / Sesefany mofo tontolo andro ny zana-dRamatoa io ka aiza no tsy harory kibo
9 Asiana, lerana: Sesefo ny totohondry, leity, io raha mamely an' ialahy [1.1]
Tsipelina hafa  10 sesehana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22