|
|
|
|

Teny iditra 1  sesehana
Fototeny  2 sesika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampidiran-javatra betsaka izay atsofoka atao mifanizina: Nosesehanao kapoaka angaha ity ondana ity no malemilemy mahafinaritra toy izany ~ Sesehany mofo tontolo andro ny zana-dRamatoa io ka aiza no tsy harory kibo
9 Asiana, lerana: Seseho ny totohondry, leity, io raha mamely an' ialahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be made to have something forced in [1.2]
11 to be stuffed, as a sausage or a pillow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 dans quoi on fourre, on bourre, à qui l'on fourre un coup horizontalement [1.3]
13 qu'on farcit ou remplit, comme une saucisse ou un oreiller [1.8]
Tsipelina hafa  14 sesefana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22