|
|
|
|

Teny iditra1  sesitany
Singan-teny  2  sesika, tany
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fandroahana olona hifindra fonenana noho ny heloka vitany. Fandroahana honina any ivelan' ny tanindrazana: Natao sesitany taona maro ireo tia tanindrazana malagasy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] exiled
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] expulsion, exil
7  [1.8] exilé
Ohatra  8  Misy ny nohelohina ho faty ary notifirina, misy ny natao sesitany, misy ny mbola migadra eo amin' ny fonjan' ny faritany ihany, misy ny afaka madiodio. [2.472]
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21