|
|
|
|

Teny iditra 1  setrohina
Fototeny  2 setroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Donafana setroka: Aza setrohinareo izahay, rankizy, fa vonoy izao afo izao [1.1]
Tovy hevitra  9 setrohana

Fivaditsoratra  setrohina, 10 tserohina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22