|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  setroka
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  17 Fifangaroana gazy sy enton-drano avy amin' ny zavatra mirehitra ka miseho amin' ny endrika fotsifotsy midonaka: Vohay ny varavarankely fa manempotra izany setroka izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18 smoke [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  19 fumée [1.3, 1.8]
Ohatra  20  setroka manify no nisononoka niakatra ao amin' ny tapa-porohana. [2.470#148]
Fikambanana  21  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe setroka
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 23  setroka
Sokajin-teny  24  mpamaritra
Haiendriteny 
25  Tsotra :
26  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  27 Voan' ny setroka: Setroky ny kitay aho fa vonoy izao afo izao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  28 aveuglé par la fumée, incommodé par la fumée [1.3]
Ohatra  29  Tsy mety raha setroky ny kitay naroson' ny hafa [2.558]

Fivaditsoratra  30 koretsa, 31 retsoka, 32 rotsake, setroka, 33 tseroka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21