|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  seva
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Anarana hafa ilazana ny toaka
Ohatra  4  Mitady seva izy nefa tsy misy eto an-tanàna. [2.472]
Kamban-teny 
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny seva io

Teny iditra (2/4)8  seva
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1] Anaran-kazo madinika izay nampiasain'ny olona ho toy ny savony hanasandamba ny raviny taloha ary mbola ampiasain'ny olona eny ambanivohitra ho fanasam-bilia ankehitriny: Ravin-tseva
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.196] (nom ancien, d'origine malaise relevé par Flacourt et tous les auteurs anciens). Nom donné aux plantes qu'on fait brûler et à partir des cendres desquelles on prépare un sel utilisé en cuisine (Voir sira, sirahazo). Suivant les régions, ce sont surtout :
(Merina, Betsimisaraka, Betsileo) Buddleja axillaris Willd. ex Roem. & Schult. (Scrophulariaceae). Voir aussi sevagasy.
(Sihanaka, Merina, Bezanozano, Sakalava, bara, Taifasy, Tanosy, Mahafaly) Buddleja madagascariensis Lam. (Scrophulariaceae). Commerson l'appelle « Vigne malgache » et note que les fruits sont très recherchés pour faire une sorte de vin. Les feuilles sont utilisées fraîches, en raison de leur odeur forte, pour nettoyer les parquets. Les fleurs sont mellifères. L'espèce est souvent répandue par l'homme et respectée autour des villages ; Voir aussi sevalahy.
(Sakalava) Rinorea arborea f.occidentalis H.Perrier (Violaceae) Nom Illeg.; réf. Humbert 19 140.
Voambolana  12  Haizavamaniry: hazo
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny seva io

Teny iditra (3/4)17  Seva
Sokajin-teny  18  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  19  [1.38] Randzavola: Seva amin' ny Baiboly
Fanazavàna teny anglisy  20  [2.996] Sheva
Fanazavàna teny frantsay  21  [2.996] Shiya
Voambolana  22  Soratra Masina

Teny iditra (4/4)23  Sevà
Sokajin-teny  24  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  25  [2.996] Sceva
Fanazavàna teny frantsay  26  [2.996] Scéva
Voambolana  27  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  28  Toko sy andininy momba Sevà

Fivaditsoratra  29  seva, vesa

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02