|
|
|
|

Teny iditra sira
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vongan-javatra fotsifotsy mety levona ao anaty rano, izay manana tsiro manokana masimasina ka atao amin' ny hanina andrahoina, indrindra ny laoka, mba hanatsara ny tsirony: Tandremo sao be sira ny laoka
Fanasina
Ny haingon-teny mandravaka ny teny amin' ny kabary, na resaka ifanaovana: Be sira loatra ny lahatenin' ilay Rangahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Salt [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Sel [1.8]
 Sel de cuisine ; notamment celui qu'on obtenait en lessivant des cendres de bois, puis en laissant cristalliser ; constitué surtout de carbonate de potassium. [1.196]
Voambolana 
Sampanteny 
Tovy hevitra siramanta ~ siravato
Lahatsoratra 

Teny iditra sira
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] Nom des plantes qu'on appréciait particulièrement pour obtenir ce sel. Principalement : Embelia concinna Baker (Primulaceae). D'après Rakoto Jean de la Croix, garde forestier, Réserves Naturelles 5842. Cette liane était brûlée et ses cendres fournissaient, après lixiviation, un des sels les plus appréciés. Voir aussi kisira. Ce sel était aussi considéré comme médicament une cuillérée à soupe dans de l'eau de riz pour combattre la constipation. [1.196]
Anarana ara-tsiansa Embelia concinna
Voambolana 

Teny iditra sira
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Masina! [1.78]

Teny iditra Sirà
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Shiza [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Shiza [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Siza

Teny iditra Sira
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Sirah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Sira [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Siraha

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30