|
|
|
|

Teny iditra1  siahina
Fototeny  2  siaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Hiraina amin' ny alalan' ny siaka: Siaho kely hoe, ry ise, ilay hira fanaontsika tany am-pianarana
5  Antsoina amin' ny sioka: Nosiahiny ilay zazalahy ka niherika [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  ahasiny, ahisany, anihisa, anisiha, asahiny, haisina, hanisia, hasainy, hasiany, hasinay, hiasany, hiasian, hisaina, hisanay, hisiana, isahian, isaihan, isiahan, nisahia, nisaiha, nisiaha, sahinay, saihina, siahina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20