Teny iditra sikim-bavy
Singan-teny sikina ; vavy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Lamba ahodidina ny tena ka hatreo amin' ny helika no angiazana azy mafy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/22