|
|
|
|

Teny iditra 1  sikinana
Fototeny  2 sikina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Hodidinina sikina: Sikino lamba izy
9 Forana: Nosikinana omaly ny zandrinay faralahy [1.1]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe sikinana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04