Teny iditra silaky ny aina
Singan-teny silaka ; aina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny ilazana am-pitiavana ny zanaka na ny olon-tiana na iza na iza [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/08