|
|
|
|

Teny iditra1  simenitra
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Toe-karena: fanorenana
Fanazavàna teny malagasy  4  Karazan-tsokay mafy ohatra ny vato rehefa afangaro amin' ny fasika
5  Izay entina manamafy: Ny fifanomezana sy ny fifaneraserana no simenitry ny fifankatiavana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  ciment [1.13]
Ohatra  7  Trano lava iray tsy miefitra izy io ary simenitra no ao anatiny. [2.472]
8  Voasolo rafi-bato sy simenitra ireo tetezan-kazo fahiny amboarin' ny fokonolona isan-taona. [2.470]
Tsipelina hafa  9  siman
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  ministera, mirañitse, simenitra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31